|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miala londona
Singan-teny  2 miala, 3 londona
Sokajin-teny  4  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  5 to become free from matter and swelling in the eyes, said of an infantile disease.. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Voambolana  10  Fahasalamana

Teny iditra (2/2)11  miala londona
Singan-teny  12 miala, 13 londona
Sokajin-teny  14  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  15 ilazana ny zavamaniry mihintsam-boninkazo mba hiforonan' ny voany. [1.1]
Voambolana  16  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12